-FIFIDIANANA – Tapaka fa ny 9 Novambra no ho atao ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana voalohany
-LISI-PIFIDIANANA – Ny 20 Jolay no tokony ho vonona tanteraka ny rejistry ny mpifidy, hoy ny Ceni
-FANAMPIANA – Nanome fanampiana ho an’ny minisiteran’ny Fampianarana ambony ho fanohanana ara-tsakafo ireo mpampianatra mihiboka noho ny fanoratana ny laza adina bakalorea ny Ong Inviso
-SEHATR’ASA – Mpanome fizàran’asa 60 sy Tanora manodidina ny 3.000 no ho andrasana mandritra ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny fahaizamanaon’ny Tanora, ny 14 sy 15 Jolay
