VAOVAO – MINUTE FLASH 11 MARTSA 2021

Affiche YouTube

– ANDRIM-PANJAKANA : Hanao fivoriana tsy ara-potoana hifidianana ireo mpikambana efatra ao amin’ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana ny Antenimiera roa tonta
– FAMPIANARANA AMBONY : Efa ny telo ampahefatry ny mpianatra eny amin’ny oniversite no voasoratra anaty lisitra nomerika
– ANGOVO – Tsy mbola nandray fanapahan-kevitra momba ny fampiharana ny saran’ny herinaratra vaovao ny filan-kevitry ny minisitra