VAOVAO – MINUTE FLASH 11 MAY 2023

– TOMPON-DAKA ERAN-TANY JUDO – Tapitra teo amin’ny fihodinana voalohany ny dian’i Laura Rasoanaivo
– FITATERANA – Hiroso amin’ ny fandoavana ny tambin’ny fanesorana ireo olona voakasiky ny tetikasa  »train urbain » eto Antananarivo ny fanjakana
– FITATERANA – Hihazo an’i Talata Volonondry ireo fitaovana vaventy hamitana ny lalam-be migodana Antananarivo-Toamasina
– FAMPIRANTIANA – Nomena lanja manokana ny tanora sy ny asa-tanana eny amin’ny “Foire international de Madagascar”