VAOVAO – MINUTE FLASH 11 NOVAMBRA 2022

– FIANARANA ANY IVELANY – Mpianatra malagasy 11 avy any Maraoka no tafody an-tanindrazana.
– FAHASALAMANA : Mihoatra enina avo heny noho ny fetra nomen’ny OMS ny taham-pahalotoan’ny rivotra eto Antananarivo
– FINOANA – Voatendry ho evekan’ny diosezin’Ambanja ny Mômpera Donatien Francis Randriamalala.
– FAHATSIAROVANA – Nomarihana tetsy amin’ny farihin’Anosy ny fitsaharan’ny fifandonana nandritra ny Ady lehibe voalohany.