-FIFIDIANANA : Kandida 11 sy solontena ny kandida iray no nihaona tamin’ny Fitsaràna avo momba ny lalampanorenana androany
-FIFIDIANANA : Manohy ny fampielezan-kevitra any amin’ny tapany avaratry ny Nosy ny kandida Andry Rajoelina
-PARLEMANTA : Nangataka fivoriana tsy ara-potoana ny Loholona avy amin’ny Vondrona parlementera IRD
-TOETRY NY ANDRO : Tafiakatra hatramin’ny 33° C ny maripana eto Antananarivo rahampitso
