VAOVAO – MINUTE FLASH 11 SEPTAMBRA 2023

-FIFIDIANANA : Tsy misy vehivavy amin’ireo kandidà 13 voatazona hiatrika ny fifidianana Filoham-pirenena
-FAMATSIAM-BOLA : Hofenoin’ny governemanta ny vola tsy ampy amin’ny tetibolan’ny fifidianana Filoham-pirenena
-ANDROY : Olona roa voalaza fa nitrandraka sokatra an-tsokosoko no tra-tehaka tao Beloha
-LOZA : Trano hazo ampolony no may kilan’ny afo Ampefiloha Ambodirano