– VALANARETINA – Miisa 06 ireo no lavon’ny Covid-19 omaly alahady, miisa 478 kosa ireo tranga vaovao.
– Finoana – Tokony hanomboka rahampitso ny volana Ramadany.
– Fitaterana – Mitaky ny hamelana azy ireo hiasa ireo mpitatitra amin’ny zotra nasionaly.

