FITSARANA – Voaheloka higadra an-tranomaizina roa taona sazy mihantona i Ny Riana Randriamasinoro
HETSIKA FOTSY – Ny 19 Desambra ho avy izao no hivoaka ny didim-pitsarana ho an’ny solombavambahoaka Fetra Ralambozafimbololona sy ireo olona folo hafa voasambotra nandritra ny hetsiky ny Vondron’ny kandidà ny 12 Novambra teto Antananarivo
FIANIANAN’NY FILOHAM-PIRENENA – Mpitandro ny filaminana miisa 6 000 no hahetsika
BAOLINA KITRA – Voafidy ho mpilalao afrikanina mendrika indrindra i Victor Osimhen
