– FANONDRANANA AN-TSOKOSOKO – Olona fito no mbola karohina ary efa namoahana didy fampisamborana ao anatin’ilay raharaha volamena 73,5 kilao
– SERANAM-PIARAMANIDINA – Efa napetraka mialoha tao anaty fiaramanidina ireo volamena 73,5 kilao
– BASKET-BALL – Mbola manantena ny ho tafita amin’ny Afrobasket 2021 i Madagasikara na dia efa resy in-telo aza tamin’ny lalao fifanintsanana

