VAOVAO – MINUTE FLASH 12 JOLAY 2023

– FANADINANA OFISIALY : Andrasana rahampitso alakamisy maraina farafahatarany ny voka-panadinana BEPC eto Antananarivo renivohitra
– FIFIDIANANA FILOHAM-PIRENENA : Hisokatra ny 23 Aogositra hatramin’ny 6 Septambra ny fametrahana taratasy filatsahan-kofidiana
– FIFIDIANANA : 200 tapitrisa ariary ny anto-bola amin’ny fandraisana anjara ho an’ireo mikasa ny hirotsaka amin’ny fifidianana filoham-pirenena
– FAMATSIANA : Efa niverina ny rano tamin’ireo toerana nisy fahatapahana teto Antananarivo