– JUDO – Nidina eo amin’ny laharana faharoa manerantany sokajy « junior » i Laura Rasoanaivo
– KOLOTSAINA – Miroso tsara ny asa fanamboarana ny kianjan’ny hira gasy etsy Anosy
– JIRAMA – Mitohy hatramin’ny alahady ny fahatapahan-jiro any Toliara
– FIFAMOIVOIZANA – Hisy fanelingelenana ny fifamoivoizana eny Antsahamanitra ny Alahady izao
