VAOVAO MINUTE FLASH 12 OKTOBRA 2022

-FITSARANA – Miantso ny mpitandro ny filaminana hanatsahatra ny famoahana vaovao momba ny fanadihadiana savaranonando amin’ny haino vaky jery ny sendikan’ny mpitsara
-FITATERANA – Mpamily fiarakaretsaka latsaka ny 4.000 no efa nahazo ny fahazoan-dalana nomerika, 3.000 eo ho eo no mbola miandry ny hahazo ny anjarany
-TONTOLO IAINANA – Ny faritra Atsinanana sy Atsimo-Atsinanana no tena nahitana tebok’afo omaly talata