FIFIDIANANA : Nahemotry ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana amin’ny 16 Novambra ny fihodinana voalohany, tsy niova ny datin’ny fihodinana faharoa
FIAINAM-PIRENENA : Nolanian’ny loholona IRD ny fanesorana an’i Herimanana Razafimahefa tsy ho filohan’ny Antenimierandoholona
BAOLINA KITRA : Niatrika ny fanazarantena voalohany ny Barea any Maraoka, fandresena no tadiavina na dia lalao ara-pirahalahiana aza hoy i Romuald Rakotondrabe
FAMATSIAM-BOLA : Tontosa omaly tany Maraoka ny fanaovan-tsonia teo amin’ny Fanjakana malagasy sy ny BADEA mahakasika ny famatsiam-bola ny tetikasa Fly Over
