– VALANARETINA : Miisa 06 ireo no lavon’ny Covid-19 omaly alatsinainy ary miisa 224 ny tranga vaovao.
– FAHASALAMANA : Mandray ireo mpianatra ho dokotera an-dalam-pamaranana ny fianarana ny ministeran’ny Fahasalamana hanampy amin’ny fitsaboana ny Covid-19
– LALAM-PIRENENA : Nohamafisina ny sakana eo Tsinjony, varavahady manasaraka an’Analamanga sy Vakinankaratra

