VAOVAO – MINUTE FLASH 13 JOLAY 2020

– VALAN’ARETINA – 213 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina coronavirus, 116 ny sitrana ary olona roa no maty nambara androany alatsinainy
– VALAN’ARETINA : Nody avokoa ireo maririn’ny coronavirus notsaboina tao amin’ny hopitalin’i Morafeno
– FAMBOLENA – Mametraka ny fepetra ara-pahasalamana tokony hohajaina mandritra ny fisokafan’ny tsenan’ny lavanila maitso ny tompond’andraikitra any amin’ny faritra Sava