VAOVAO – MINUTE FLASH 13 JOLAY 2023

CNAPS : Hanohy ny fitokonana ataony ny sendikan’ny mpiasa
BAOLINA KITRA : Mpila ravinahitra enina avy atsy la Réunion sy Seychelles no nantsoin’i Romuald Rakotondrabe handrafitra ny Barea handray anjara amin’ny Lalaon’ny Nosy
FAMATSIANA : Efa nanome toromarika ny orinasa JIRAMA ny minisitry ny Rano amin’ny fanatsarana ny famatsiana rano