– FIFIDIANANA – Nohamafisin’ny fitsarana avo momban’ny lalàm-panorenana fa tsy miova ny datin’ny fifidianana
– FIFIDIANANA – Handeha mivantana amin’ny haino amanjerim-panjakana ny adihevitra eo amin’ny kandida miisa telo
– BAOLINA KITRA – Hisondrotra avo roa heny ny tamby, “primes”, ho an’ireo mpilalaon’ny Barea
– FITATERANA AN-DALAMBY – Hiverina afaka fotoana fohy ny “Train express” mampitohy an’i Fianarantsoa sy i Manakara, hoy ny ministeran’ny Fitaterana
