VAOVAO – MINUTE FLASH 13 OKTOBRA 2020

Affiche YouTube

– CORONAVIRUS – Hiova ho isan-kerinandro ny tatitry ny CCO momba ny fivoaran’ny coronavirus eto Madagasikara
– VALANARETINA – Olona 28 vaovao no voamarina fa voan’ny coronavirus, tsy nisy ny aina nafoy
– FIOMANANA AMIN’NY FAHAVARATRA – Vonona hiatrika ny fahavaratra ny BNGRC