PARLEMANTA – Nofidian’ireo loholona IRD ho filohan’ny Antenimierandoholona ny Jeneraly Richard Ravalomanana
HETSIKA POLITIKA – Nahazo fahafahana vonjimaika i Rina Randriamasinoro, ny 31 Oktobra no atao ny fitsarana azy ary mbola eo ambany fanarahamason’ny fitsarana izy
FANATANJAHANTENA – Handrato fianarana sy hanohy ny filalaovana basket any Etazonia I Mickael Fabrizio Heritiana
TONTOLO IAINANA – Doro tanety, setroka ny fiarakodia, fako, ny fiakaran’ny hafanana ary ny fandorana biriky no mahatonga ny setroka be eto Antananarivo hoy ny ministeran’ny tontolo iainana
