VAOVAO – MINUTE FLASH 13 OKTOBRA

– VAROTRA IRAISAM-PIRENENA – Hanohana an’i Madagasikara ny Vondrona eoropeana mba hanatsarana ny kalitaon’ireo vokatry ny fambolena aondrany
– TONTOLO IAINANA – Hametraka rindrambaiko vaovao i Madagasikara hahafahana mandrindra ny fandraisana an-tanana ny doro tanety sy ny doro ala eto Madagasikara
– HETSIKA – Nosokafana androany teny amin’ny CCI Ivato ny Hetsika iraisam-pirenena mampivondrona ireo mpisehatra ara-toekarena