VAOVAO – MINUTE FLASH 13 SEPTAMBRA 2023

– FIFIDIANANA – Milaza ny tsy handray anjara amin’ny fihaonana karakarain’ny Fitsaràna avo momba ny Lalam-panorenana amin’ny 15 Septambra ireo kandida folo izay nanao fanambarana miaraka
– FIFAMOIVOIZANA – Hisy fahatapahana ny lalana eny Isoraka ny zoma izao
– FANABEAZANA – Hahazo finday avokoa ireo talen’ny Sekoly Fanabeazana fototra manerana ny Fitaleavam-paritry ny Fanabeazam-pirenena manerana ny faritra 23 nanaraka fampiofanana
– FAMATSIANA HERINARATRA – Tsy  »délestage » no mahatonga ny fahatapahan-jiro eto Antananarivo, hoy ny Jirama