VAOVAO-MINUTE FLASH 14 Aogositra 2020

– VALANARETINA – Niampy roa ireo namoy ny ainy noho ny Covid-19, niampy 121 ny tranga vaovao
– KIRIZY ARA-PAHASALAMANA – Manodidina ny dimy alina tapitrisa ariary ny vola harotsaky ny Cnaps hindramin’ireo mpiasa sahirana
– FITATERANA AN’HABAKABAKA – Fiaramanidina roa mitondra ireo teratany malagasy nampodiana avy any ivelany no andrasana etsy Ivato amin’ity faran’ny herinandro ity