VAOVAO – MINUTE FLASH 14 AOGOSITRA 2023

– FITANTANANA – Noesorina tsy ho talen’ny kabinetra ny fiadidiana ny Repobilka I Romiary Andrianarisoa
– BAKALOREA – Faritany telo no efa namoaka ny valim-panadinana bakalorea
– LALAON’NY NOSY – Namoaka ny lisitr’ireo mpilalao 25 voatazona farany handrafitra ny ekipam-pirenena lahy sy vavy ny federasiona basikety
– BAOLINA KITRA – Toamasina, Antananarivo ary Antsiranana no ekipa telo efa tafiakatra ho amin’ny ankatoka ny famaranana ny amboaran’ny filoha