– FANATANJAHAN-TENA : Ho tanterahina eto Madagasikara ny 25 aogositra hatramin’ny 3 Septambra ny lalaon’ny Nosy
FIFANDRAISANA IRAISAMPIRENENA – Voasalotra ho Tompon-dakan’ny fampanjarian-tsakafo aty Afrika, na « Champion de la Nutrition », ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina
– BAOLINA KITRA – Mpilalao 32 amin’ireo 33 nantsoina handrafitra ny Barea A’ no manatrika ny fampivondronana eny Carion nanomboka omaly talata.
– FIFIDIANANA 2023 : Firaisa-monim-pirenena roa no efa novatsian’ny Vondrona Eoropeanina vola ho entin’izy ireo manomana ny fifidianana
