FIANIANAN’NY FILOHAM-PIRENENA – Isan’ireo ho tonga eto Madagasikara ny filohan’i Maorisy, Angola, Zimbabwe, Kaomoro ary i Ginea Bisao
RAHARAHAN’ANTOKO – Filaharam-be etsy Ankorondrano mba hahazoana an’ilay karatra maha-mpikambana ao amin’ny antoko TGV
JONO – Mahatratra hatramin’ny 3,5 miliara ariary isan-taona ny vola miditra amin’ny kitapom-bolam-panjakana avy amin’ny fanondranana lamatra
MAHAJANGA – Efitrano iray fonenan’ny mpianatra no ilan’ny afo tao Tsaramandroso
