VAOVAO – MINUTE FLASH 14 JANOARY 2020

Affiche YouTube

– FAHASALAMANA – Hisokatra amin’ny faran’ny herinandro ny Ivontoerana Fitsaboana ny Covid-19 ao amin’ny Village Voara
– FIFINDRA-MONINA – Hisy toerana manokana andraisana ireo mpila ravinahitra avy any Atsimo
– FITSARANA – Hitombo ny fanaraha-maso ny fitantanambolam-panjakana amin’ny alàlan’ny Fitsarana momba ny taokaonty amin’ity taona ity