– BAOLINA KITRA : « Tsy mieritreritra ny ho resy” ny Barea, hoy i Romulad Rôrô Rakotondrabe
– HERINARATRA : Miverina ny fanapahan-jiro mifandimby eto amin’ny Tambazotra Iraisan’Antananarivo nohon’ny fikorotanana eo amin’ny famokarana herinaratra ao Andekaleka
– PARLEMANTA : Aorian’ny 26 Jona no hokasaina ho atao ny fihaonan’ny governemanta sy ny solombavambahoaka, izay nahemotra
– FANOMPOAM-PIRENENA : Mitohy indray ny Fitsarana miaramila eto Antananarivo ny 17 Jona hatramin’ny 21 Jona
