– VOINA AN-DRANOMASINA : Olona 11 indray no hita faty androany taorian’ny voina an-dranomasina tany Ankazomborona
– FIFIDIANANA : Hisy fitsirihana atao ny rindram-baiko ampiasain’ny CENI
– ONIVERSITE MAHAJANGA : Mpianatra enina nampidirina am-ponja vonjimaika
– BASKETBALL : Etazonia, Slovenia ary Liban no hiray vondrona amin’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny tompon-daka eran-tany ho an’ny tanora latsaky ny 19 taona
