VAOVAO MINUTE FLASH 14 NOVEMBRE 2023

-FAMPIANARANA – Ny alatsinainy vao miverina mianatra ireo mpianatra eny amin’ny sekolim-panjakana eto Antananarivo
-FIFIDIANANA – Mampatsiahy ny tonia mpampanoa lalàna fa melohin’ny lalàna ireo minia manakorontana mandritra ny fifidianana
-VAROTRA – Ny talata 21 Novambra no hisokatra ny taom-piotazana letisia hoan’ny faritra Atsinanana sy Analanjorofo
-BAOLINA KITRA – Nanainga hihazo an’i Kumasi ny Barea hiatrika ny lalao hifandonana amin’ny Blacks Stars ny zoma