VAOVAO – MINUTE FLASH 14 SEPTAMBRA 2023

-POLITIKA : Nivoaka ny fahanginana avokoa ireo hery velona samihafa manoloana ny toe-draharaham-pirenena
-RAHARAHAM-PANJAKANA : Nandray ny toerana maha governoran’ny faritra Sava azy androany i Teddy Gervais Seramila
-FAMPIANARANA AMBONY : Nohavaozina ny efitrano fanaovana « visioconférence » ao amin’ny FDSP Ankatso
-FIFAMOIVOIZANA : Mampitandrina ny avy eo anivon’ny ministeran’ny fitaterana amin’ny fitomboan’ny fivezivezen’ny fiara eny amin’iny lalam-pirenana fahafito iny ny faran’ny herinandro izao