– VALANARETINA : 859 ny isan’ireo olona voamarina fa mitondra ny tsimok’aretina Covid-19 ny alarobia 14 Aprily
– FITSABOANA : Hisokatra ireo hopitaly hotêly hanampy isa ireo toerana fandraisana mararin’ny Covid-19
– FAMPIANARANA : Hiampy tapa-bolana indray ny fialantsasatry ny paska ho an’ny mpianatra raha ny tatitry ny filankevitry ny ministra omaly alarobia

