VAOVAO – MINUTE FLASH 15 DESAMBRA 2022

-ANTENIMIERAM-PIRENENA : Nahemotra amin’ny fotoana manaraka ny fandraisana fanapahan-kevitra mikasika ny fanenjehana eo anivon’ny Fitsarana Avo ireo tompon’andraikim-panjakana ambony
-MAHAJANGA: Nitsidika foto-drafitrasa handray ny lalaon’ny Nosy ireo tompon’andraikitra
-IVATO : Teratany vahiny iray tratra nitondra vato sarobiny
-MONDIAL U19 – Hiatrika fampivondronana ireo mpilalao eo anivon’ny Ankoay zazalahy