– NOSY BE : Mpandeha iray nahatratrarana zava-mahadomelina tao amin’ny seranam-piaramanidina Fascène
– ASA VAVENTY : Miroso amin’ny fanamboarana ny lalana ny kaominina Toamasina Renivohitra.
– FANATANJAHANTENA : Ho tanterahina ny sabotsy izao ny fifantenana ireo mpihazakazaka efatra hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika sokajy tanora
– ALAOTRA MANGORO : Olona miisa 8500 no hisitraka rano fisotro madio ao amin’ny distrikan’i Moramanga
