VAOVAO – MINUTE FLASH 15 JANOARY 2024

GOVERNEMANTA – Departemanta ministerialy miisa 27 sy sekreteram-panjakana sivy no handrafitra ny fitondrana mpanatanteraka
FITANTANANA – Efa nisy tamin’ireo minisitra vaovao no nanatanteraka ny fifamindram-pahefana
BASKETBALL – I Tanzania no hany hifanandrina amin’i Madagasikara hiady ny tapakila hiakarana amin’ny fifanintsanana amin’ny Afrobakasket 2025
FIFAMOIVOIZANA – Ho tapaka tanteraka ny lalana R. Radley eo Antanimena ny 16 ka hatramin’ny 19 Janoary noho ny asa fametrahana ny andry ho an’ny teleferika