– FITSARANA : Nanatanteraka fidinana fanintelony tao amin’ny fonjan’Antanimora ny minisitry ny Fitsarana
– FITATERANA : Mitombo iray ny sidina ataon’ny Turkish Airlines isan-kerinandro mampitohy an’i Madagasikara sy Turquie
– FIZAHANTANY : Mpitsidika manodidina ny 18.000 no handrasana mandritra ny andiany fahasivin’ny Tsenaben’ny Fizahantany ITM
– FANATANJAHANTENA : Nigadona eto Madagasikara androany ireo atleta niatrika fiofanana tany Sina ho fanomanana ny Lalaon’ny Nosy
