– FANDRIAMPAHALEMANA – Avotra soa aman-tsara ireo olona telo nisy naka an-keriny tany Morarano Chrome
– FOTO-DRAFITRASA – Lalana maro eto Antananarivo Renivohitra no hiarahan’ny ministeran’ny Asa vaventy sy ny Kaominina Antananarivo manamboatra
– FIFANDRAISANA – Masoivoho roa no nanolotra ny taratasy manendry azy ireo hiasa eto Madagasikara
– TOETR’ANDRO – Efa niverina an-dranomasina ary levona tao amin’ny lakandranon’i Mozambika ilay rivo-doza Freddy
