VAOVAO – MINUTE FLASH 15 MAY 2023

– LALAON’NY NOSY – Federasiona miisa efatra no nahazo fampitaovana avy amin’ny firenena sinoa sy ny fanjakana malagasy
– VALAN’ARETINA – Olona 13 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 ny herinandron’ny 06 hatramin’ny 12 may
– LOZA – Tantsambo iray no maty vokatry ny fipoahana fitaovana iray tao Antsiranana, olona roa hafa naratra ary trano 4 no simba
– TOETR’ANDRO – Tsy hisy fiatraikany amin’ny toetry ny andro eto Madagasikara ilay rivo-doza Fabien