VAOVAO – MINUTE FLASH 15 OKTOBRA 2020

– FARITRA – Tao Antsohihy no natao ny Filankevitry ny governora voalohany
– FITSARANA – Voaheloka higadra 44 volana i Rolly Mercia.
– FAHASALAMANA : 77% ny mponina eto Madagasikara no tsy manana toerana fanasana tanana miaraka amin’ny rano sy savony