VAOVAO – MINUTE FLASH 15 SEPTAMBRA 2023.

– SOSIALY : Tsy tontosa ny fitokonana fanairana izay saika nokasain’ireo Sendikan’ny mpiasan’ny ministeran’ny vola ho atao
– FILAMINANA : Mpianatra miisa 50 no navoakan’ny sekolim-pirenena ambony manofana polisy
– BAOLINA KITRA : Kandida dimy no hifaninana amin’ny fifidianana ho filohan’ny Federasiona
– VAROTRA : Trano heva 240 no hita eny amin’ny Kianja Barea Mahamasina mandritra ilay hetsika Foire Analamanga