VAOVAO – MINUTE FLASH 16 AOGOSITRA 2023

– FITATERANA – Nahemotra amin’ny fotoana tsy voafaritra ny fitokanana ilay  »train urbain »
– ONIVERSITE – Nomena ny diplaoma « Docteur Honoris Causa » ny profesora Jonah Ratsimbazafy
– BAOLINA KITRA – Mpilalaon’ny Elgeco Plus 18 no nihazo an’i Botswana hiatrika ny Gaborone amin’ny fiadiana ny amboaran’i CAF amin’ny sabotsy
– FANABEAZANA – Manaraka fiofanana mandritra ny dimy andro ho fampiakarana ny fari-pahaizan’ireo mpampianatra taranja siantifika eny anivon’ny sekoly ambaratonga faharoa any Analanjirofo