VAOVAO – MINUTE FLASH 16 FEBROARY 2021

Affiche YouTube

– HETSIKA POLITIKA – Milaza ny hanao “tatitra” ny fotoam-pivoriana farany teo eny Ambohijatovo ireo solombavambahoaka avy amin’ny fanoherana ny sabotsy izao
– FANISANA FAOBE – Mety hitombo avo roa heny ny mponina eto Madagasikara afaka 25 taona
– FOKONTANY MANJAKAMIADANA – Ramatoa iray naratra nihotsahan’ny trano andalam-panamboarana teny Antsahondra