– FANATANJAHAN-TENA – Nanainga androany alakamisy ny andiany voalohany amin’ireo atleta malagasy hiatrika fiofanana any Chine ho fanomanana ny lalaon’ny Nosy
– TOETR’ANDRO – Tsy mbola ahiana hikasika an’i Madagasikara ilay rivodoza Freddy amin’ity herinandro ity
– ANTANANARIVO – Mahazo alalana vonjimaika hivarotra ireo mpivarotra amoron-dalana
– FITANTERANA AN’HABAKABAKA – Hiverina indray ny sidina mampitohy an’i Nosy Be sy Johannesburg
