– BAOLINA KITRA – Efa afaka jifaina ny tapakila fidirana amin’ny lalaon’ny Madagasikara sy Centrafrique
– FIZAHAN-TANY – Niantsona ao Mahajanga ilay sambo goavana Bougainville
– FAMBOLENA – Nahazo vola 32 tapitrisa ariary entina hamatsiana fitaovam-pambolena avy tamin’ny governemanta japoney ny governemanta malagasy
– ANTANANARIVO – Hisy fahatapahan-dalana eny Ambodin’Isotry vokatry ny fanamboarana
