– BASKETBALL 3×3 – Tonga halina ao Serbia nydelegasiona malagasy
– FIFAMOIVOIZANA – Hisy fahatapahana ny lalam-pirenena faha-7 eo amin’ny PK 15 + 250 ao amin’ny kaominina Bongatsara sy eo amin’ny PK 52+900 ao amin’ny kaominina Behenjy
– ANTANANARIVO – Nolanian’ny Solombavam-bahoaka ny volavolan-dalàna manome alalana amin’ny fifanaovantsonia findramam-bola entina hamatsiana ilay fandaharan’asa PIAA
– FAHASALAMAM-BAHOAKA – Manomboka androany ny fanaovana vaksiny miaro amin’ny lefa-kozatra
