VAOVAO – MINUTE FLASH 16 NOVAMBRA 2023

-FIFIDIANANA : Zava-dehibe eo amin’ny tantaran’i Madagasikara ny fifidianana hoy ny Praiministra Christian Ntsay
-FIZOTRY NY FIFIDIANANA : Nilamina amin’ny ankapobeny ny andron’ny fihodinana voalohany tamin’ny fifidianana filoham-pirenena
-FIFIDIANANA : Miovaova isaky ny birao fandatsaham-bato ny fahavitrihan’ny mpifidy nanefa ny adidiny