VAOVAO – MINUTE FLASH 16 NOVAMBRA 2023

-SITENY RANDRIANASOLONIAIKO : Misy tsy fahatomombanana amin’ny biraom-pifidianana sasantsasany
-ANDRY RAJOELINA : Ny fifidianana ihany no làlana ara-demokratika ahafahana mandray fahefana
-SENDRISON RADERANIRINA – Fotoana tsy manam-paharoa ao anatin’ny dimy taona ny fifidianana filoham-pirenena