-FIFIDIANANA – Nolavin’ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana ny fangatahana fanambarana fa tsy mifanaraka amin’ny lalàm-panorenana ny didim-panjakana miantso ny mpifidy loholona
-FANOFANANA ARA-KASA – Famatsiambola 8 arivo tapitrisa no natokan’ny Vondrona eoropeanina hanampiana ny fanofanana hiasa eo amin’ireo sehatra mpanondrana
-FANABEAZANA – Hiara hiasa amin’ny mpiaramiombon’antoka amin’ny fandefasana ireo caisse école ny ministeran’ny fanabeazam-pirenena

