VAOVAO – MINUTE FLASH 16 OKTOBRA 2023

RAHARAHAM-PIRENENA : Tsy azo eritreretina hiverina any amin’ny filohan’ny Antenimierandoholona intsony ny fitantanana, hoy ny minisitry ny Fitsarana
HETSIKA ARA POLITIKA : Nitohy teny amin’ny firaisana faha 6 ny hetsika fitakian’ireo kandidà 11 androany alatsinainy
FITSARANA : Hafainganina ny fitsarana ady madio, hoy ny filoha voalohany ny fitsarana ambony an’Antananarivo
RUGBY : Laharana fahadimy ny Makis vehivavy tao aorian’ny fifanintsanana ho amin’ny Lalao olaimpika 2024