VAOVAO – MINUTE FLASH 17 AOGOSITRA 2020

– VALANARETINA – Olona iray no voalaza fa maty noho ny coronavirus, olona 59 vaovao no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina
– HAINTRANO TETSY AMBODIVONA – Lehilahy iray kilan’ny afo, trano roa rava
– FITATERANA – Tsy mbola mieritreritra ny hamerina ny fitateram-bahoaka ny fanjakana