EID EL FITR : Andro tsy fiasana fa andraisana karama ny 21 aprily.
AMBATONDRAZAKA : Olona enina no nahiditra am-ponja taorian’ilay raharaha fitsaram-bahoaka niseho tany Ambatosoratra.
FAMPISEHOANA : Niverina tamin’ny laoniny ny fahadiovana sy ny filaminana teny Analakely androany maraina taorian’ny seho nataon’ny tarika Ambondrona teny an-toerana.
VALAN’ARETINA : Olona 25 no voamarina fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 ny herinandron’ny 8 hatramin’ny 14 Aprily.
